« Retour au blog Music de dj-mj261

MP3 : RnB gaSY² / AzA MitOmaNy_ Mj feAT Ste²Ve (2008)

RnB gaSY² / AzA MitOmaNy_ Mj feAT Ste²Ve (2008)

[ Ecouter ce morceau ] [ Ajouter ce morceau à mon blog ]

  • Titre : AzA MitOmaNy_ Mj feAT Ste²Ve
  • Album : RnB gaSY²
  • Année : 2008

Paroles :

NeW sonG
Mj (Mihaja) feaT GrooVeSiX(Ste²Ve)
DeDidiCace PouR MaDA
VoS reaCTioN!!

Na dia lavitra ny elanelan-tany
Dia tsy maintsy tonga any zaho
Na dia lavitra ny elanaelan-tany
Dia aza mitomany
Ho averiko eto izao
Ireo zavatra natao
Heverina angamba fa tsy misy ratsy
Tsika samy Malagasy
Niaviantsika iray
Hery mampiray anay
Ataovy ambony ny tànana
Dia ataovy ohatran'izao
Gasikara tanindrazanao

Refrain: x2
Ô Aza mitomany ( tomany,tomany)
F'izao mbola ho any

Mbola ho avy aho ry Gasikarako
Dia mbola ho avy amerina ny taloha
Mbola ho avy aho ry Gasikarako
Dia mbola ho avy amerina ny taloha
Loko maintso fotsy mena
Zany ny sainam-pirenena (ééé)
Ho asandratray ho harena
Gasikara hatrany hatrany
N'iza na iza anambany
Satria zany rehefa GAsy an!
Tsy mety ho lany passy an!
Firaisankina iray tanàna éé
Firaisankina hatrany hatrany
Ka na lavitra aza ianao é
Mbola hiverina aho indray andro any ô

Refrain x2

Mon pays me manque,ma terre me manque
c'est dommage,içi,il y a trop de banque et pas de bloc
J'aimerai tant retourner dans mon pays
Etre un modèle,un exemple comme promis
Hey hey,ecoutez-moi tous les Gasy
On est tous fières d'être un Malgache
Un jour,c'est le retour dans mon pays
Maintenant je m'impose sur la France baby
Amuse-toi,check ça,la vie c'est comme ça
Pas de blabla mon pays c'est comme ça
Et elle me manque,un point c'est tout
Et stop,it's 261 c'est un bloc
Retenez vos larmes,levez la tête bien haut
Venez pas pleurer le jour c'est bientôt
ça fait plaisir de vous retrouvez
Que des BArres sady manal'azy bé

Refrain x2


- ProD Mj -

# Posté le dimanche 21 décembre 2008 05:11

Modifié le vendredi 05 juin 2009 20:01

« Article précédent : Mj: ReaLisatioN INstRu Sur FL StudiO

Article suivant : PLaYa 2009 »