[ Ecouter ce morceau ] [ Ajouter ce morceau à mon blog ]
- Titre : i Miss YOU - Mj feAT Ste²V And ChriS ( NeW vErsiOn)
- Album : www.rnb4u.in
- Année : 2008
Paroles :
Baby,this is a song for my babyi love you
i need you
Baby,tu sais que je te kiff
tout le bon temps passé avec toi
Ton regard,ton sourire,tu sais que je t'aime ma demi-lune
Hey hey ,ecoute-moi,toi même tu sais j'ai la foi
Désolé,je suis loin de toi,pardonne-moi pour ça baby
Tu sais très bien qui je suis,je ne vais pas t'oublié kia
T'inquiète pas pour moi,je reviendrai pour toi miss
Le jour se lèvera,je penserai toujours à toi
Je sais qye je ne t'ai pas reconnu,même si tu n'es jamais venu
Refrain x2: Ianao io,ianao io,ianao io ,ianao io
Ianao io my baby
Ianao io,ianao io ianao io
Ianao io my baby
Reveko ndry
tena tiako ndry
Merçi pour ces vacances é!
Avec toi que des barres sans cesse
Merçi du fond du coeur ma princesse(ianao io ,ianao io,ianao io)
Izaho sy ianao
tsy hifandao
fa hiaraka hatrany
Ireo àdalàna zay natao
avalony any ireny rehetra ireny
Baby,taona maro zay no lasa,taona maro zay no tsisy nifampikasa
Asa,mbola tsaroanao aho vé?
Fa.....
Matsiaro an-ndry aho aky
Aty an-tany lavitra aty
manembonembona anao
mbola tena tia anao aho
Ilay teny "ho mandrakizay"
nadinoinao fa nahoana kay
Ireo adintsika taloha
avalony any,fa aza avela hifoha
Fa....
Aza omena tsiny aho aky
Raha tsy hanadino an-ndry
Fa ianao,reveko mandrakizay
Ho ataoko vady milay
Ilay fitsikinao
Tsy mety miala ao an-dohako ao
Malahelo aho matsiaro ireo taloha
Ka atao ahoana moa
Nandramako avokoa
Ireo rehetra azo atao
Mba anadinoko-anao baby
Refrain x2
I Love you so much baby
i need you,i miss you
You are everything for me
(Toi même tu sais pourquoi)
Baby x6
i love you,i need you,you are everything for me
Bé dia bé ny zavatra efa vita
Nédaladala zaho
Fa ny fitiavako ho anao tsy niova
Tsy handao anao izaho
Tsy ho atakaloko an'iza n'iza ianao
Bé dia bé ny zavatra efa vita
Nédaladala zaho
Fa tiako foana ianao
Ny fitiavako ho anao tsy niova
Tsy ho atakaloko an'iza n'iza ky ndry baby
Tu m'as vraiment convaincu
- prod Mj -
